| Entrée | 1 relijiozy | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Lehilahy na vehivavy manokan-tena ho an' Andriamanitra, ao anatin' ny Fikambanana iray, mba hanasoa namana, hampianatra... ka manao voady telo: manokan-tena tsy hanambady mandra-pahafaty, tsy mitana vola manokana ho an' ny tena ary manaiky ny lehibe (Fiv. kat) [1.1] | 
| Vocabulaire | 4 Religion et Liturgie | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |