| Entrée | 1 ridana | 
| Partie du discours | 2 participe | 
| Explications en malgache | 3   Lasa, mandositra haingana sy mafy, ka miara-be amin' izany: Iray no voa tamin' ireo vorona, nefa dia ridana daholo izy rehetra. [1.1] | 
| Exemples | 4   Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy.
[2.332#3] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 22 3 combinaisons de ce mot | 
| Anagrammes | 23 ana-dry, 24 andray, 25 andria, 26 darina, 27 nadira, 28 ridana | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |