| Entrée | 1 rigby |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Lalao fanatanjahan-tena karazana foty, saingy azo lalaovina amin' ny tanana sy ny tongotra ary baolina lavalava no ampiasaina aminy. Ny mpilalao rigby-16 na 13 an-daniny avy -- dia mifaninana ny hitondra an-tanana ny baolina ka manindry azy ambadiky ny tsipika mamaritra ny tanin' ny an-kilany, na mandaka azy handalo ambonin' ny tsatokazony [1.1] |
| Vocabulaire | 4 Jeu |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|