| Entrée (1/3) | 1 ringa |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fandeha (olona) na fipetraka (zavatra) mitongilana, tsy marina na mahitsy tsara, tolitsika [1.1] |
| Dérivés |
|
| Entrée (2/3) | 10 ringa |
| Partie du discours | 11 nom |
| Explications en malgache |
12 Toerana fanaovana ady totohondry, na rehefa mety ho ady kilalao samihafa: Miakatra ringa [1.1] 13 tolona (ady) [Taisaka] mangahazo (kilalao) [1.78] 14 tolona kilalao (amin'ny samy olona) [Bara] [1.78] 15 tolona [Tanosy] [1.78] 16 Tolona fanaon' ny Bara manaraka izao fitsipika izao: tsy voalaza resy raha tsy mianjera ka mitehika amin' ny tany ny soroka roa [Bara] [1.1] |
| Vocabulaire | 17 Jeu 18 Sports |
| Entrée (3/3) | 19 ringa |
| Partie du discours | 20 nom |
| Explications en français |
21 (Probablement de ringa : action de s'élever sur la pointe des pieds ; allusion à la cueillette des fruits qu'on ramasse pour préparer de l'huile). Hildegardia erythrosiphon subvar. ankazoabensis (Arènes ) Arènes (Malvaceae). Réf. Service Forestier 3924. Voir aussi aboringa. [Sakalava]
[1.196] |
| Vocabulaire | 22 Botanique |
| Nom scientifique |
|
| Anagrammes | 23 rangy, 24 ringa |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|