| Entrée | 1 roavoamena |
| Mots élémentaires | 2 roa, 3 voamena |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Voamena roa (0,40Fr) [1.1] |
| Exemples |
6 Vaton-doso roa, vaton-kirobo sy sikajy sy roavoamena dia akotry no sisa.
[1.437#]
7 Iny ary, hoy Bina, sady nomeny roavoamena izy, fa mba ataovy manitra tsara hisotroana ranovola. [2.499#41] |
| Vocabulaire | 8 Economie: finances, gestion |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|