|
|
|
|

Teny iditra1 roroa
Fototeny  2roa
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Roa, ka entina milaza indrindra vehivavy roa na lehilahy sy vehivavy mivady na mahazo mivady: Lasa any an-tanàna izy roroa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5couple, se dit des époux. [1.3, 1.5]
6se dit d'un homme et d'une femme qui peuvent s'épouser légitimement. [1.3]
7se dit de deux personnes pouvant se marier. [1.5]
Ohatra  8 Andeha isika roroa mba hiray! [2.131]
9 Dia aseho mivelatra ny tanandroa, dia tehafina haneno izy roroa [2.48]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Tsipelina hafa  15roaroa
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 rorao, 18 roroa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02