| Entrée | 1 rosarosa | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Anisan' ny randrana fihaingoana fatratra nahameva ny tovovavy fahizay: randramadinika milahadahatra manodidina izy io ka mivona ny tendrony. (Ny miaramilan-dRadama I koa, hono, nanao rosarosa ka io no nahatonga ny fitenenana hoe "fony nanao rosarosa", mba hilazana hoe "fony nanao volo lava ny miaramila") [1.1] | 
| Dérivés | 
 | 
| Vocabulaire | 5 Coiffures | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |