| Entrée | 1 rosianina | 
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Rosia (Eoropa atsinanana sy Azia avaratra): Hatramin' ny taona 1917, ny mpanjaka atao hoe Tsar no nitondra ny Rosianina Momba an' i Rosia, an' i Rosia na avy any Rosia: Misy boky na tantara malagasy efa voadika amin' ny teny rosianina [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   Russian [3.1] | 
| Explications en français | 5   un Russe, une Russe le russe [3.1] | 
| Vocabulaire | 6 Géographie: pays, peuples | 
| Autres orthographes | 7 rosiana | 
| Analogues | 8 rosia | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |