| Entrée | 1 rovi-damba ririnina |
| Mots élémentaires | 2 rovitra, 3 lamba, 4 ririnina |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
6 enti-milaza fahoriana faran' izay mafy, satria ny ririnina efa mangatsiaka ary amin' io indray no rovi-damba [1.1] |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|