| Entrée (1/2) | 1 sahabo | 
| Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 3   Teny enti-milaza habe na isa, na refy, na halavirana, na lanjan-javatra, tsy tena marina fa eo ho eo fotsiny: Sahabo ho valo kilaometatra avy eto no misy ny tanànanay [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   about, approximately; cf. tokony; sahabo ho fito (about seven) [1.7] | 
| Explications en français | 5   à peu près, environ ; sahabo ho fito (environ sept) [1.8] | 
| Exemples | 6   Foto-paiso ringidringitra no mijoro toa mpiambina sahabo ho indroa mandingana miala amin'ny lalana
[2.470] | 
| Dérivés | 
 | 
| Analogues | 8 tokony, tokotokony ho | 
| Entrée (2/2) | 9 sahabo | 
| Partie du discours | 10 nom | 
| Explications en malgache | 11   anton-dia, kabary [Sihanaka]
 [1.78] | 
| Anagrammes | 12 hasabo, 13 Hasoba, 14 saboha, 15 sahabo | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |