| Entrée (1/2) | 1 sahaza | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Tahona metaly, matsilotsilo ny lohany, izay manondro ny minitra (sahazabeny) ary ny ora (sahazakeliny) amin' ny famantaranandro: tafahodina tanteraka ny boribory amin' ny famantaranandro ny sahazabeny no mikisaka mahavita ny ampaharoa ambin' ny folony ny sahazakeliny [1.1] | 
| Entrée (2/2) | 4 sahaza | 
| Partie du discours | 5 adjectif | 
| Explications en malgache | 6   Antonina, ampy: Sahaza hividianana ireto zavatra rehetra ireto ve ny vola any aminao? Mifanandrify, mifanentana: Nahita raharaha sahaza ny zanakao aho Antonina, mety: Sahaza ho an' ny faralahy tsara lahy ity pataloa ity [1.1] | 
| Explications en anglais | 7   fit, suitable; Sahàza àzy (It fits him, it is suitable for him) [1.7] | 
| Explications en français | 8   approprié, qui vous va; suffisant, convenable; Sahàza àzy (Cela lui va, il a bien mérité cela) [1.8] 9 suffisant [1.13] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 11 baka lany sahaza | 
| Analogues | 12 ampy, antonony | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |