|
|
|
|

Entrée1  sakaizam-patana
Mots élémentaires  2  sakaiza, 3  fatana
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  entina milaza ireo efa zokiolona izay mila hafanana eo amin' ny afo am-patana
indraindray koa ilazana ireo tendan-kanina tsy miala eo akaikin' ny fatana miandry ny sakafo [1.1]
Proverbes  6  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/09/12