| Entrée | 1 Sakalava | 
| Partie du discours | 2 nom propre (ethnonyme) | 
| Explications en malgache | 3   Anaram-poko lehibe monina amin' ny tany anelanelan' Ampasimena, avaratra, hatrany Toliary, atsimo, ary ny atsinanana, voafaritry ny tandavan-tendrombohitra mamaritra ny tanin' ny Marina. Azo zaraina ho faritra efatra lehibe ny Sakalava, izay ireto avy raha asesy avy avaratra: i boina (renivohitra mahajanga), ambongo (renivohitra besalampy), i menabe (renivohitra morondava), ary i fiherenana (renivohitra toliary) [1.1] | 
| Explications en français | 4   peuple habitant la côte ouest, nord-ouest et nord de Madagascar (villes principales: Morondava, Majunga, Nosy Be) Sakalavan' i Menabe: les habitants de l'ancien royaume du Menabe Sakalava avaratra: les Sakalava du Nord Sakalavan' i Boina: les habitants de l'ancien royaume du Boina Sakalava masikoro: les éleveurs et agriculteurs de l'intérieur Sakalava vezo: les pêcheurs qui vivent sur le littoral [1.5] | 
| Tous les mots composés | 5 2 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 6 Histoire: clans, tribus | 
| Analogues | 7 masikoro, vezo | 
| Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot | 
| Tableaux et planches | 9   Mots du dialecte | 
| Mis à jour le 2025/10/09 |   |