| Entrée | 1 sakambinina | 
| Radical | 2 sakambina | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Hodidinina ny sandrin-tanana avy any an-damosina ny valahan' ny olona iarahana Arovana, tahina: Sakambino izy amin' ny diany, Andriamanitra ô [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |