Entrée | 1 sakobonina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 sakobona |
Explications en malgache |
4 [1.1] Entina, afenina ao anaty lamba: Nosakoboniny ny voankazo vao notazany mba tsy hangatahin' ny namany Saronana ao anaty lamba: Sakobony tsara ny marary eo am-pitondrana azy ho ao anaty fiara sao voan' ny rivotra |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |