| Entrée | 1 sakorololo | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   bibilandy manenika ny ravinkazo amin'ny lohantaona, fanday:  Be sakorololo ny kafe fa atofay tsara ( betsaka fanday ny kafe fa tandremo ) [Tanala]
 [1.78] | 
| Vocabulaire | 4 Zoologie: invertébrés | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |