| Entrée | 1 samirery | 
| Mots élémentaires | 2 samy, 3 irery | 
| Partie du discours | 4 adjectif | 
| Explications en anglais | 5   [samy irery]
 each by himself [1.2#547] | 
| Explications en français | 6   propre, comme dans nom propre. [3.1] | 
| Exemples | 7   Saingy tsy azontsika fihinina ho antsika samirery io lalan-kevitra io.
[1.369#] 8 Noraisiko ho tsiambaratelo ho ahy samirery hatry ny ela, ry Marizy havako. [2.470#] 9 izy dia ilay olona manampy ny hafa hanana ny heviny manokana, ary hanao fikarohana samirery. [2.424#] | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |