|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 samoina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 murmure [1.3#570]
Ohatra  4 Tiany ny fimonomonon' ny samoina mitety ny ravinkazo mitsimoka. [2.529#]
5 Hendry anaty toy ny samoina, fa raha mivoaka afatotry ny sasany. [2.69#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)14 samoina
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 Bibikely miofo ho lolo avy amin' ny bibintsaonjo na bibimbomanga na olimpanjehy; manana fantsona lava mety mihorongorona eo ambony vavany ny samoina, izay fitsentsefany ny rano mamy ao anatin' ny voninkazo (tsahivina fa ny samoin' ny bibindandy dia atao hoe soherina no anarany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 the moth of the silkworm [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 papillon du ver à soie [1.8]
Voambolana  19 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Fivaditsoratra  20 amasony, 21 amisano, 22 masoina, 23 miosaña, 24 misaona, misaonà, 25 omasina, 26 samoina, 27 somaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02