| Entrée | 1 sarahina | 
| Radical | 2 saraka | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Tsy akambana, hatahina mba tsy hikambana, avahana: Tokony hosarahina amin' ny ahidratsy ny vary Tsy avala hiaraka, tsy ampiarahina: Taloha nosarahina tany am-pianaranany zazalahy sy ny zazavavy Ahataka: Saraho ireo ankizy miady ireo Faritana: Sarahin' ny renirano iray ireo faritany roa ireo Elanelanina: Sarahin' ny tendrombohitra roa ambin' ny folo isika nefa tsy mifanadino [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be separated [1.7] | 
| Explications en français | 6   qu'on sépare [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 11 sahirana, 12 sarahina, 13 sarihana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |