| Entrée | 1 saritahina | 
| Radical | 2 saritaka | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Korontanina, atao ambony ambany: Nosaritahin' ny ankizy ny entana rehetra tato an-trano Fotofotoina tsy hita laniny: Nosaritahin' Ibalita ny kofehy Roridriritina, ampijalina: Aza saritahinao toy izao izy [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 9 isitrahana, 10 saritahina, 11 tsara ihany | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |