| Entrée | 1 sarotra | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   lafo, sarobidy [Bezanozano]
 [1.78] 4 Tsy mora ny fanaovana azy, manahirana: Asa sarotra ~ Sarotra ny mampiditra io farafara lehibe io amin' ity varavarankely ity Sarotiny, mahihitra, tia tena: Sarotra izy raha hanome Ilazana olona tia hanina loatra, ka tsy mizara na ahazoana potiny kely akory: Nafenin' ity Rangahy sarotra tao anaty satrony, hono, ny voanjo mahamay mba tsy ho hitan-janany Mampidi-doza: Sarotra ny maniny ny mpitondra Lafo vidy: Sarotra ny vary izao [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   difficult; selfish, hard to get along with; costly [1.7] | 
| Explications en français | 6   difficile [1.3, 1.8] 7 ardu, périlleux, pénible, dangereux cher, coûteux, ruineux avare, ladre, intéressé, égoïste, sévère, exigeant [1.3] 8 égoïste, difficile à vivre; qui coûte cher [1.8] | 
| Exemples | 9   sarotra ny mampiditra resaka, hoy Ilaimanga fa hoatry ny haninona ihany.
[2.324] 10 Mbola tsy nahita aho aloha fa sarotra ny mandainga, hoy ny rainy. [2.470] 11 Lehibe aman-tsaro-boasana ny fitsaranao [2.996] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 33 49 combinaisons de ce mot | 
| Analogues | 34 lafo, hangana, hentona | 
| Proverbes | 35 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 36 sarotra, 37 Soratra, soratra, 38 tsarôra | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |