| Entrée | 1 sarotsarotiny | 
| Radical | 2 sarotsarotra | 
| Partie du discours | 3 nom et pronom | 
| Explications en malgache | 4   kizitina sy sarotra ifampiraharahana [1.1] | 
| Analogues | 5 kitoina, kitokitoina, ketoketoina, mihalontralona, sarotra iarahana, sarotra entina, be laonina, be angeso, be pitsony, be an-tsipiriany, zanakalo, mararin-javatra, mitsongo teny maharary, tia vezovezo, tia gedrogedro, saro-tiana toa landy mohaka, malailay fonosana toa fary | 
| Proverbes | 6 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |