| Entrée | 1 sasaka | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Ny ilany ihany amin' ny zavatra anankiray nozaraina roa mitovy: Vary sasaka ny rano entina mihazakazaka (ny fampiasa matetika anefa dia ny hoe: antsasaka, antsasany). [1.1] 4 zara roa mitovy tsara [1.13] | 
| Explications en français | 5   moitié [1.3, 1.13] 6 demie [1.13] | 
| Exemples | 7   Maty daholo ny afo tamin'ny tanety, ary mainka avo sasaka ny fahamaizinana
[2.324] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 26 8 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 27 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |