| Entrée (1/2) | 1 singa | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa? Ny ilany, ny iray amin' ireo zavatra iray aman' olona nairay lomisy: Ento atý ny singan-kiraroko ao ambany farafara ao Enti-milaza ny tenan-javatra alaina tsirairay: Hakako afokasoka tranony iray ve ianao? -- Tsia, singany iray ihany entina [1.1] | 
| Exemples | 4   ny asa fiarovana ny tontolo iainana sy ny singa fototra misy ao
[4.27#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 7 7 combinaisons de ce mot | 
| Entrée (2/2) | 8 singa | 
| Partie du discours | 9 nom | 
| Explications en français | 10   élément [1.13] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 12 7 combinaisons de ce mot | 
| Anagrammes | 13 sangy, 14 singa | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |