| Entrée | 1 siotrafo | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Hazo kely lavalava fandrosoana sy famboarana ny kitay mba hirehetany tsara ao anaty fatana ary hanangonana ny vain' afo tsy hiparitaka [1.1] | 
| Autres orthographes | 4 soitrafo | 
| Anagrammes | 5 atsofory, 6 fitsoroa, 7 siotrafo, 8 soitrafo | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |