| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/3) | 1 sisika | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Zavatra aiditra amin' ny hafa: Asiana sisika ny hazo eo am-panatsofana azy Fanatsofohana, na fampidirana: Sisi-bola Fanaovana zavatra an-ditra na ivelan' ny asa aman-draharaha fanao andavanandro Zavatra na vola omena lehibe hanolikolena azy: Tokony hofadina ny monòme sisika ny mpiasam-panjakana [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 forced in between [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 qu'on pousse et insère entre des choses [1.8] | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Sampanteny | 
  | 
| Mpanahaka | 23 gaka, 24 kolikoly, 25 tsolotra | 
| Kamban-teny rehetra | 26Fikambanana 3 amin' io teny io | 
| Teny iditra (2/3) | 27 sisika | 
| Sokajin-teny | 28 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
29 Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy [1.1] | 
| Voambolana | 30 Haiteny | 
| Tovy hevitra | 31tsofoka | 
| Teny iditra (3/3) | 32 sisika | 
| Sokajin-teny | 33 anarana | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
34 blanc de casse [1.13] | 
| Voambolana | 35 Toe-karena: tonta printy, sary | 
| Kamban-teny rehetra | 36Fikambanana 5 amin' io teny io | 
| Fivaditsoratra | 37 kisasy, 38 sisika | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 | 
 |