|
|
|
|

Entrée (1/3)1  manisika
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  sisika
Explications en malgache  4  [1.1] Mampiditra: Manisika antsy ao anaty fery
Mampiditra ombieny ombieny: Manisika teny frantsay mandrakariva amin' ny resany rangahy io
Manampy, manosoka: Voatery hanisika takelaka enina amin' ny boky ianao raha hanampy an' io toko iray vaovao io
Manome vola na zavatra olona mba hanangolena azy, hitaomana azy tsy hanao ny adidiny: Tsy tokony hisy hanisika mpiasam-panjakana na iza na iza
5  [1.13] mampiditra sisika ao anelanelan'ny litera na fehezanteny
Explications en français  6  [1.13] espacer, intercaler
Exemples  7  [2.528#] Koa miala tsiny, miala fondro aho, ny Andriamanjaka, raha manisika teny kely eto.
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Tous les mots composés 
Vocabulaire  14  Economie: imprimerie, dessin

Entrée (2/3)15  manisika
Partie du discours  16  verbe actif
Explications en malgache  17  [1.78] mividy [Bezanozano]

Entrée (3/3)18  manisika
Partie du discours  19  verbe actif
Explications en malgache  20  [1.78] mihantsy [Tanosy]

Anagrammes  21 mañisaky, 22 manisika, 23 sinimaka

Mis à jour le 2025/09/12