|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 sisika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra aiditra amin' ny hafa: Asiana sisika ny hazo eo am-panatsofana azy Fanatsofohana, na fampidirana: Sisi-bola Fanaovana zavatra an-ditra na ivelan' ny asa aman-draharaha fanao andavanandro Zavatra na vola omena lehibe hanolikolena azy: Tokony hofadina ny monòme sisika ny mpiasam-panjakana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 forced in between [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 qu'on pousse et insère entre des choses [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 23 gaka, 24 kolikoly, 25 tsolotra |
| Kamban-teny rehetra | 26Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 27 sisika |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
29 Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy [1.1] |
| Voambolana | 30 Haiteny |
| Tovy hevitra | 31tsofoka |
| Teny iditra (3/3) | 32 sisika |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
34 blanc de casse [1.13] |
| Voambolana | 35 Toe-karena: tonta printy, sary |
| Kamban-teny rehetra | 36Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 37 kisasy, 38 sisika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|