| Entrée | 1 sivily | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Ny antokon' olona tsotra, tsy miaramila na relijiozy; mikasika ny olona tsotra tsy miaramila na relijiozy: Nanao akanjo sivily ilay komandà ka saika tsy fantatro [1.1] | 
| Exemples | 4   Madiotanana sivily malagasy iray niaraka tamin' ny milisy vitsivitsy no nalefa tany hampandry tany.
[2.472] | 
| Autres orthographes | 5 sivilina | 
| Anagrammes | 6 sivily, 7 vilisy | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |