| Entrée | 1 sokoina | 
| Radical | 2 soko | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Idirana an-tsokosoko: Nosokoin' ny fahavalo ny tanàna Atao mangingina: Nosokoiny moramora tao ny fianarana ka azony ny voalohany Angalarina na simbana tsy misy mahita: Nosokoin' ny ankizy ny paison-dRabe Tratra, voa tsy nanampo, notampohina: Nosokoin' ny divay i Noe ka mamo [1.1] | 
| Explications en français | 5   qu'on fait, qu'on donne, qu'on prend, qu'on vole à la dérobée, en cachette; que le sommeil, que le rhum surprend: Nosokoin' ny fahavalo ny tananàna (Les ennemis sont entrés à la sourdine dans le village) ~ Nosokoiko ny fiasa ny tanimbariko (J'ai travaillé ma rizière à la dérobée) [1.3] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 10 sokoin' ny dia | 
| Analogues | 11 sovohina | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |