| Entrée | 1 solietnà | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila eo anelanelan' ny aspirà izay ambaniny sy ny lietnà amboniny; mitovy fahamboniana amin' ny enseigne de vaisseau kilasy faharoa amin' ny tanisa an-dranomasina [1.1] | 
| Vocabulaire | 4 Militaire | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |