| Entrée | 1 soloatre | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   diso kely, indro kely, solafaka fiteny na fanindra: Nijodijody teroa iaho omale ka soloatre tamin'ny lafatra iñe (nikarenjy tety aho omaly ka solafaka tamin'io zana-tohatra io) [Tanala]
 [1.78] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |