| Entrée | 1 somaingisaingy | 
| Radical | 2 saingisaingy | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Menamenatra, matahotahotra, miroahana; sanganehana tsy mahita izay hatao: Somaingisaingy teo Ibolita nahita ny namany rehetra afaka tamin' ny fanadinana [1.1] | 
| Explications en français | 5   timide, embarassé, qui est en suspens, entre deux [1.3] | 
| Analogues | 6 hangihangy, haingihaingy | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |