| Entrée | 1 somary | 
| Radical | 2 sary | 
| Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 4   Mody, tsy dia tena: Somary nisafosafo saoka izy tamin' izay Manopy: Somary vony Saika... kely: Somary adalaizay ny rainy. Atsimo somary atsinanana: atsimo lasa miantsinanana kely [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   sort of, somewhat like [1.7] | 
| Explications en français | 6   en quelque sorte, un peu comme si [1.8] | 
| Exemples | 7   --Mahafinaritra ity izy, hoy ny famaliny ny tenin-dRandrianaivo, ny feony somary mavesabesatra sy mivelabelatra.
[2.324] 8 somary naka hery Rainitoandro ka nampakatra ny feony. [2.470] 9 Hoy aho somary nihomehy. [2.471] 10 Ny fihetsiny ao an-trano koa toa somary terena, somary henjana. [2.472] | 
| Tous les mots composés | 11 somary sompirana | 
| Anagrammes | 12 masiro, 13 misaro, 14 mosary, 15 somary | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |