| Entrée | 1 somondrara | 
| Radical | 2 sondrara | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   tovovavy, zazavavy salasalany na vantony: Somondrara tsy indroe misandratre vehivavy mbola tsy niteraka na mbola tsy tolonono  [Tanala]
 [1.78] 5 zatovo vavy [Tanosy] [1.78] 6 nono [Taisaka] [1.78] 7 nonon-jazavavy [Sihanaka] [1.78] 8 Enti-milaza zazavavy mihalehibe hita amin' ny fitombon' ny nonony na ny fibontsiny [1.1] 9 tovovavy masaka ho amin'ny fanambadiana [1.13] | 
| Explications en français | 10   adolescente [1.13] | 
| Exemples | 11   Ley Venjy zahay mbo handisa -	Andao tsika somondrara mba hiango.
[2.606#] 12 Ny vidin' ny tany dia andevovavy somondrara roa, basy fito ambinifo-lo, omby zato, volafotsy roanjato ariary ary rojo volafotsy nahoa-bovonana. [2.508#] | 
| Tous les mots composés | 13 ampelasomondrara | 
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |