Entrée | 1 somotra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Volo maniry eo amin' ny saoka: Lehilahy lava somotra |
Explications en français |
4 [1.3#627] la barbe du menton 5 [1.196] barbe de l'homme pour les plantes : nom donné aux Lichens et autres épiphytes |
Exemples |
6 [2.245#] Manana zazalahy vao maniry somotra manko izahay ao.
7 [2.356#] Izy moa dia be volombava, lava somotra izay, ka mety ho mampahatahotra izay tsy nahalala azy. |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 9 10 mots contenant somotra |
Vocabulaire | 10 Biologie |
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot somotra |
Article | 12 Randzavola: somotra ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |