| Entrée | 1 soratononina | 
| Mots élémentaires | 2 soratra, 3 tononina | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Fanazarana na fampiasana any an-tsekoly, hianarana ny fanoratana ny teny araka ny fanao na ny fitsipi-panoratana; teny tononin' ny hafa ka soratan' ny hafa [1.1] | 
| Explications en français | 6   dictée [1.13] | 
| Exemples | 7   Ary dia isan-kariva, tamin' ny tsy fianaranay teny anglisy, tonga tany amiko izy nanazatra ahy nitendry masinina, na nampanao ahy soratononina an-tsorapohy.
[2.4#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |