| Entrée | 1 tafakambana | 
| Radical | 2 kambana | 
| Partie du discours | 3 participe | 
| Explications en malgache | 4   [1.1] | 
| Explications en français | 5   Qui est réuni, uni, qui sont ensemble, qui sont réconciliés [1.3#306] | 
| Exemples | 6   Ahy izao Imerina tafakambana izao, hoy izy.
[2.508#] 7 Vahoaka maro be izy roa tonta no tafakambana. [2.588#] 8 Ary misaotra an'Andtra noho izany, fa tafakambana ny fanaovana sy fiheverana; [2.59#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |