| Entrée | 1 takina | 
| Radical | 2 taky | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Alaina na angatahina mafy satria ananana zo: Notakiko ny trosako tany amin-dRabe ka izy indray no avo vava Ilaina, tadiavina: Takin' ny toetr' andro izany zavatra izany [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be demanded as something due [1.7] | 
| Explications en français | 6   qu'on exige de droit [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 11 zavatra takina | 
| Anagrammes | 12 antaky, 13 antika, 14 takina, 15 tanika, 16 Tankay | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |