| Entrée | 1 takonana | 
| Radical | 2 takona | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Sakanan-javatra ny fahitana azy: Takonan' ny rahona ny volana Enti-milaza ny olona sakananjavatra ka tsy mahita: Notakonany aho ka sorena fa tsy nisy na inona na inona hitako tamin' ilay fampisehoana [1.1] 5 manjavona, maizina [1.13] | 
| Explications en anglais | 6   to be concealed, to be shadowed [1.2, 1.7] | 
| Explications en français | 7   qu'on cache; qu'on ombrage [1.8] 8 éclipse [1.13] | 
| Exemples | 9   Nitondra takonana emboka fito izy.
[2.245#] 10 Fa samy hitany avokoa na ny natao an-karihary na ny nafenina tany an-takonana. [1.317#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 16 an-takona, 17 takonana, 18 tonanaka | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |