| Entrée | 1 takontakona | 
| Radical | 2 takona | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en français | 4   un peu caché [1.20#29] | 
| Exemples | 5   Ilay rano takontakona fahiny dia niseho.
[2.445#] 6 Dia niverina izy ka nitady toerana takontakona, ary niandry izay fotoana hahazoany manatona kely an-dRamagozy. [2.357#] 7 Ary fantatro moa fa ny basy amidy arivo eny amin' ny varotra mazava dia havotana roa na telo arivo aty amin' ny takontakona? [2.471#] | 
| Dérivés | 
 | 
| Anagrammes | 9 katonkatona, 10 kotankotana, 11 takontakona, 12 tokantokana | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |