| Entrée | 1 tako-pery | 
| Mots élémentaires | 2 takotra, 3 fery | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   ny saron' ny fery efa ho sitrana; ra maina mivaingana eo amin' ny fery efa sitrana ka manjary toa sarona mandrakotra sy miaro azy ambarapahasitrany tanteraka [1.1] 6 [takopery] ra maina manakona ny fery [1.13] | 
| Explications en anglais | 7   scab; lit. the cover of a sore. [1.2] | 
| Explications en français | 8   [takopery]
 croûte [1.13] 9 croûte de plaie [1.5] | 
| Exemples | 10   Maina ireo fery ary lasa takopery.
[2.424#] 11 Ilay anankiray nitsakoana ravinkazo kosa ka telo andro monja dia niendaka ny takopery. [2.643#] | 
| Vocabulaire | 12 Santé | 
| Anagrammes | 13 pitaroke, 14 poretika, 15 tako-pery | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |