| Entrée (1/2) | 1 talaky | 
| Partie du discours | 2 interjection [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 3   Fihasimban' ny hoe: "Halaky" (malaky) amin' ilay fiteny hoe: "Talaky mandeha", fampiasa mba hampirisihana hampianarana ny zaza vao miana-mandeha, ka ny heviny dia hoe: enga anie ka vetivety dia handeha [1.1] | 
| Entrée (2/2) | 4 talaky | 
| Partie du discours | 5 adjectif | 
| Explications en malgache | 6   mamiratra, mazava [Bara]
 [1.78] 7 Mora hitan' ny maso; tazana tsara; mierinerina sy tsy miafina: Aza esorina eo ambony eo io sary io fa talaky maso tsara izy eo [1.1] | 
| Explications en anglais | 8   visible, obvious [1.7] | 
| Explications en français | 9   visible de loin, évident [1.8] | 
| Tous les mots composés | 10 talaky maso | 
| Anagrammes | 11 kalita, 12 takila, 13 talaky | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |