|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  talata
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Andro fahatelo amin'ny herinandro, manaraka ny alatsinainy ary mialoha ny alarobia; fivoahan'ny Andriana taloha sy fananterana ny zavatr'andriana; ny talata no fivoahan'ny tafika amin'ny faritany maro, tsy fanao ny mamangy manjò talata. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 Tuesday [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 Le mardi [1.3]
6 Mardi [1.5, 1.8]
7 Mardi [ar.: TalaTa, trois, aT-TalaTa, mardi] [Tanala] [1.6]
8 (ar.) mardi [1.14]
Ohatra  9  talata tamin' izay, ary nikasa ny tsy hiverina raha tsy ny ampitso maraina. [2.470]
10  Ny talata antoandro taorian' ny nahatongavan' i Donga, nankany amiko tany an-tsekoly izy roa lahy. [2.472]
Voambolana  11  Fotoana
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  20  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  22  Fizaran' andro

Teny iditra (2/2)23  Talata
Singan-teny  24 talata
Sokajin-teny  25  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  26 The place of holding Tuesday's market. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  27 Les marchés du mardi, l'emplacement où ils se tiennent. [1.3]
Voambolana  28  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  Talata, talata, 29 tatala

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08