| Entrée (1/2) | 1 tampoka | 
| Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 3   Tsy nampoizina: Tonga tampoka Rakoto Vetivety foana: Tampoka foana tao, avy ny orana, ka kotsa izahay rehetra [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   suddenly [1.7] | 
| Explications en français | 5   soudain, tout-à-coup, à l'improviste [1.3] 6 subitement [1.8] | 
| Exemples | 7   Tafarina tampoka izy, ka nanontany an-dRenilezo.
[2.324] 8 Hadinoko tampoka teo ohatra ny tsy nisy ry Soa mbamin-dry Ketaka mpiaraka amiko ao an-tanàna. [2.4] 9 Tafatsangana tampoka izy. [2.470] 10 Hoy i Lanto maotina tampoka. [2.471] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 23 mamely tampoka | 
| Proverbes | 24 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 25 tampoka | 
| Partie du discours | 26 nom | 
| Explications en malgache | 27   Fanampiana rano mangatsiaka ny rano mafana mba hampangatsiatsiaka azy, na hanatsatsoana fisotro mahery amin' ny fanampiana rano azy [1.1] | 
| Explications en français | 28   action d'étendre, de couper avec de l'eau, d'ajouter de l'eau [1.5] | 
| Dérivés | 
 | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |