|
|
|
|

Entrée1  tanàna masina
Mots élémentaires  2  tana, 3  masina
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  toerana nonenan' ny razan' Andriana fahiny ka nohajain' ny Ntaolo fatratra, manana ny fadiny, nangalana rano amin' ny Fandroana nihasinan' ny mpanjaka [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12