| Entrée | 1 tandindona | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Aloky ny tena: Aza miady amin' ny tandindona Sarin' ny tena jerena ao anaty fitaratra na ao anaty rano ka ninoan' ny Ntaolo fa fahitana ny fanahy: Voalazan' ny tantara fa nijery tandindona tany Anosifito Andrianampoinimerina andro vitsivitsy talohan' ny hahafatesany Sary: Ny famonoana ny zanak' ondrin' ny Paka teo amin' ny Jody dia tandindon' ny sorona nataon' i Kristy tamin' ny nahafatesany [1.1] | 
| Explications en français | 4   ombre portée, pénombre [1.13] | 
| Dérivés | 
 | 
| Vocabulaire | 9 Physique | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |