| Entrée (1/5) | 1 tandra | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Fiasana misy vavany roa mahazo mifanatona ary toa miketoka ka afaka mamia zavatra, ampiasaina hanongotam-pantsika na hitazonana ny vy mahamay hotefena. [1.1] 4 fitaovana fitsongoana na fitazonana [1.13] | 
| Explications en français | 5   pince [1.13] | 
| Exemples | 6   ny rantsan-tànany atao tandra;
[2.69#] | 
| Vocabulaire | 7 Outils | 
| Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/5) | 9 tandra | 
| Partie du discours | 10 nom | 
| Explications en malgache | 11   onitra na fidiovana noho ny ratsy natao: reniny [Bara]
 [1.78] 12 Fanomezana mariky ny fifonana noho ny fahadisoana [Betsimisaraka] [1.1] | 
| Entrée (3/5) | 13 tandra | 
| Partie du discours | 14 nom | 
| Explications en malgache | 15   zazavavy fofombady efa namonoana omby nefa tsy nentina any an-tranon-drazazalahy [Bara]
 [1.78] 16 Tolotra omena ny zanaka na ny zafy [Sakalava] [1.1] 17 Fanomezana manokana omena zaza mbola tsy teraka na zaza marary mba hirariana na hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy [1.1] | 
| Explications en français | 18   don, offrande [1.196] | 
| Tous les mots composés | 19 tandravato | 
| Entrée (4/5) | 20 tandra | 
| Partie du discours | 21 nom | 
| Explications en français | 22   Petite somme symbolique qu'on verse à l'ombiasy. Si elle est trop petite cependant, on craint que cela ne favorise le retour de la maladie. [Betsileo]
 [1.196] | 
| Tous les mots composés | 23 tandrafototsa | 
| Entrée (5/5) | 24 tandra | 
| Partie du discours | 25 nom | 
| Explications en malgache | 26   Pentina mainty kely tsy mety afaka eny amin' ny hoditra. [1.1] | 
| Tous les mots composés | 27 tandra vadin-koditra | 
| Anagrammes | 28 Andtra, 29 tandra | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |