| Entrée (1/2) | 1 tanjaka | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Herim-batana: Nihena ny tanjak' io tovolahy io hatramin' ny nahapotrahany Izay entinamanamafy zavatra: Tsy mba nanifisany akory ny volotsangana natao tanjany, fa nokapakapaina dia narafitra. (Fofombadiko, E.D. And.) Fisehoan' ny vatana tsy misy manarona azy, boridana; hanja; hanjaka [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   strength [1.2, 1.7] 5 power, vigour, robustness. See aina, hery [1.2] 6 vigor [1.7] | 
| Explications en français | 7   force [1.3, 1.8, 1.13] 8 vigueur [1.3, 1.8] 9 puissance [1.3, 1.13] 10 énergie, richesse ce qui rend un édifice solide [1.3] 11 renfort, tuteur [1.13] | 
| Exemples | 12   Fahatanorana feno tanjaka sy fahavononana no tao aminy.
[2.470] 13 Ny fahatsiarovan' ny olona tanjaka sy fahasahiana eo amin' ny miara-monina aminy mantsy, arakaraka ny fari-pananany mitaha amin' ny an' ny hafa. [2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 34 5 combinaisons de ce mot | 
| Entrée (2/2) | 35 tanjaka | 
| Partie du discours | 36 nom | 
| Explications en français | 37   (sens général : force, vigueur, puissance). Nom de plusieurs plantes réputées fortifiantes ou prises comme remède contre l'impuissance. Suivant les dialectes, surtout : Anacolosa pervilleana Baill. (Oleaceae). Décoction des feuilles administrée aux convalescents, aux personnes affaiblies. [Bara] Humbertoturraea sp. (Meliaceae), réf. Service Forestier 5924. Décoction très amère prise surtout contre l'impuissance. [Mahafaly] [1.196] | 
| Vocabulaire | 38 Botanique | 
| Nom scientifique | 
 | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |