| Entrée (1/2) | 1 tanjona | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Tany eo amorondrano azo ipetrahana raha miala avy ao anaty rano;vody tanety mandroso ao anaty rano mora itodian' ny lakana [1.1] 4 tendrotany mandroso any anaty ranomasina [1.13] | 
| Explications en anglais | 5   the protruding shoulder of a mountain; a cape, a peninsula [1.7] | 
| Explications en français | 6   épaule d'une montagne; cap, presqu'île [1.8] 7 cap [1.13, 2.118, 1.5.fr#282] | 
| Tous les mots composés | 8 9 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 9 Géographie: (en général) | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 11 tanjona | 
| Partie du discours | 12 nom | 
| Explications en malgache | 13   Zava-kendrena, faritra kendrena ho tratra: Ny fitovian-jo tanteraka no tanjona hotratrarin' ny fitondrana entim-bahoaka [1.1] 14 zava-kendrena [1.13] | 
| Explications en français | 15   but, objectif, but idéal [1.13] | 
| Exemples | 16   Mazava ho azy fa tsy ho tratra amin' ny fotoana iray ireo tanjona ireo.
[4.27] | 
| Tous les mots composés | 17 tanjona hotratrarina | 
| Anagrammes | 18 tanjona, 19 tonjana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |